|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 atanina |
| Fototeny | 2 tanina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao na atodika amin' ny afo, amin' ny masoandro: Nataniny andro ny volony lena. / Atanino eo anilan' ny afo io akanjonao io fa tsy misy hanaovanao rahampitso
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be heated in the sun or by the fire
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 qu'on expose à la chaleur du soleil ou du feu
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | atanina, 12 atinaña, 13 itanana, 14 tainana, 15 taniana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|