|
|
|
|

Teny iditra1  atanino
Fototeny  2 tanina
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana atanina [Fitanisana]
Ohatra  4  atanino eo anilan' ny afo io akanjonao io fa tsy misy hanaovanao rahampitso [1.1]

Fivaditsoratra  5 anatony, 6 anontay, 7 antoany, atanino, 8 atônina, 9 itonana, 10 natoina, 11 taonina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10