Entry | 1 atanontanona |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 tanontanona |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] apetraka hijerijery eo akaikin' ny olona mihinana na miasa: Aza atanontanona eo akaikin' ny olona mihinana ny zanakao fa mitory tsy fahalalam-pomba izany |
Anagrams | 9 atanontanona, atonantonana, notantananao |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |