|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tanontanona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Toetran' ny olona mipetrapetraka eo akaikin' olona mihinana, ka toa mitsiriritra izay haniny, na olona tonga fotsiny hijerijery fa tsy hanao inona na inona [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 19 ontanontana, 20 tanontanona, 21 tonantonana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|