|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 atao |
| Fototeny | 2 tao |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Karakaraina sy vitaina: Ataovy ny raharahanao fa aza be resaka eo
5 Anamboarana: Hataoko latabatra ity hazo tsara tarehy 6 Ampiasaina: Nataony mpampianatra ny zanany aho 7 Apetraka: Teto no nataoko ny satroko, nefa mahagaga fa tsy hitako eto intsony 8 Ampidirina: Natao an-tranomaizina ilay mpangalatra 9 Ahosotra, apetaka: Fanafody atao amin' ny tongotra 10 Heverina: Nataoko ho efa vitanao ny fafa trano 11 Antsoina: Fantatrao ve ilay zaza atao hoe: Isambilo? [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 to be done
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 qu'on fait, qu'on fabrique
[1.8] |
| Ohatra |
14 Lazaiko anao kosa anefa fa hataoko tsy maintsy henon'ny lehiben'ny distrika
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 19 Fikambanana 36 amin' io teny io |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 21 aato, 22 aota, atao, 23 atoa, Atoa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|