|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hatao
Fototeny  2 tao
Sokajin-teny  3  endritenin' ny hoe atao
Ohatra  4  hatao ahoana moa! [2.499]
5  Tsy hataoko an-kila bao! [2.442]
6  Tsy hitany izay hataony [2.357]
7  ka hataonao fahirano izy [2.996]
Haiendriteny 
8  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)9  hatao
Fototeny  10 taina
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana hataina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  12 haota, hatao, 13 tahao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12