|
|
|
|

Entry1  atikitra
Part of speech  2  adverb [Full list]
Morphology 
3  Present :
4  Past :
5  Future :
Explanations in Malagasy  6  [1.1#120] Enti-milaza toerana misy ny tena toy ny atỳ, saingy somary fitenin' ny ankizy: Mafana be atikitra izany
Fanoroana lalana na toerana eo am-pitarihan-dalana ny olona miaraka amin' ny tena: Atikitra no misy azy, tompoko
Explanations in English  7  [1.2] here.
Explanations in French  8  [1.107#75] ici, un endroit rapproché et qui est peu ou nullement en vue
Examples  9  [1.107#75] tatikitra an-tranoko izy fahiny (Il est venu chez moi autrefois)
10  [1.107#75] atikitra hianao ka tsy miteny (Vous êtes là et vous ne dites rien [se dit à quelqu'un qu'on n'a pas vu tout d'abord])

Anagrams  11  atikitra, itikatra, takaitry

Updated on 2025/07/29