Entry | 1 ato ho ato |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-manondro toerana voafaritra: Ato ho ato no misy ilay Peratro very Enti-manondro fotoana tsy lavitra loatra nefa akaiky kokoa noho ny atsy hoatsy: Mikasa hanao rindran-kira ry zareo ato ho ato [1.1] |
Explanations in English |
4 somewhere near here; soon [1.7] |
Explanations in French |
5 par là à côté; bientôt [1.8] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |