|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 atokana |
| Fototeny | 2 tokana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao amin' ny toerana iray mba tsy hifangaroany amin' ny hafa: Atokana ny marary hoditra hatraiza hatraiza
5 Tehirizina: Atokako hividianako fanaka ny ampahafolon' ny karamako isambolana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be set apart; to be consecrated
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on met à part; qui est consacré;
8 qu'on met de côté, qu'on réserve, qu'on consacre [1.8] |
| Ohatra |
9 Ny ankamaroan' ny fotoam-pivoriana natokana ho an' ny tetibola dia tsy maintsy atokana ho an' ny lalàna itantanana ny volam-panjakana.
[4.27]
|
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 14 akantao, 15 akatona, 16 akotana, 17 antaoka, 18 atakona, atokana, 19 atonàka, atonaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|