|
|
|
|

Teny iditra1  atokany
Fototeny  2 tokana
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana atokana [Fitanisana]
Ohatra  4  Tsy hadinon' ilay voatondro ny fividianana ny mofon' I Sarila sy ny voan-kafeny ka atokany an-tsisin-tsobika ao tsy ho saro-draisina. [2.470]
Tsipelina hafa  5 atokano

Fivaditsoratra  6 akatony, 7 akotany, 8 atakony, atokany, 9 itokana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10