Entry (1/2) | 1 atototra |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 tototra |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Entina manototra, mameno: Itỳ ranon-tany itỳ no hatototrao itsy lavaka itsy |
Explanations in English |
10 [1.7] to be filled into a place or into something |
Explanations in French |
11 [1.3#736] ce dont on couvre, ce avec quoi on comble 12 [1.8] qu'on met pour combler |
Examples |
13 [2.48] Ary ny anaovana azy, dia varahina no tefena, dia asiana ranom-bola kely foana, dia atototra ny varahina, dia tonga tahaky ny vola tsara. |
Entry (2/2) | 14 atotòtra |
Part of speech | 15 passive verb |
Root | 16 tot |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
21 [1.1] Lefahina (hozatra) |
Explanations in French |
22 [1.3#736] à secouer, (les nerfs) à détendre |
Anagrams | 23 atotòtra, atototra |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |