|
|
|
|

Entry1  atsangana
Part of speech  2  passive verb
Root  3  tsangana
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  11  [1.1] Arenina amin' ny haavony, tsy avela handry: Atsangano io barika io
Aseho ka apetaka eny amin' ny arabe sy ny trano: Tsy maintsy atsangana ny saina rehefa tonga ny fetimpirenena
Aorina, ajoro: Antoko natsangan-dRavoahangy sy Raseta ary Rabemananjara ny M.D.R.M
Proverbs  12  Proverbs containing the word atsangana

Updated on 2025/08/10