Entry | 1 atsimotsimo |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 atsimo |
Examples |
4 [2.470#155] Nitsanga-malaina izy ka indry nihoatra ny tamboho sy nidina ao atsimotsimo ao 5 [2.588#] Ary teny Andrafonarivo, havoana ery atsimotsimo ambony andrefan'iny tanety iny, dia nisy koa ojona nitobitoby nitazana |
Vocabulary |
6 Space |
Analogs | 7 avarabaratra, atsinanananana, andrefandrefana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |