Entry | 1 atsindrona |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 tsindrona |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Entina manindrona |
Explanations in English |
9 [1.2#704] Used of that employed to pierce or goad with |
Explanations in French |
10 [1.3#776] Ce avec quoi on pique, on perce |
Examples |
11 [2.117#] atsindrona ny marary ny fanafody. 12 [2.5#] Ny ranon' erika arahim-pasika mifafy eny amin' ny hoditra, dia toy ny fanjaitra arivoarivo atsindrona ny tena, ary ny fifetaky ny akanjo vonton' ny orana mifangaro sira dia nampangatsiaka hatramin' ny taolana. |
Anagrams | 13 androtsian, atsindrona, nandositra, nandrotsia, tsindroana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |