|
|
|
|

Entry1  atsinkafona
Part of speech  2  passive verb
Root  3  tsinkafona
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Ahevaheva eny ambony rano: Aza dia atsinkafona re ny loto efa mandry any ambany rano any e!
Zavatra tsy nisy nahalala na efa hadino ka atranga ho hitan' ny be sy ny maro: Natsinkafony teo tamin' ny kabary nataony ny kileman' ilay maty
Explanations in English  9  [1.7] to be made to float
Explanations in French  10  [1.8] qu'on fait flotter sur l'eau

Anagrams  11  anofantsika, atsinkafona, fanoantsika, foanantsika, ifantsanako, nafantsikao, nantsafaiko, naofantsika

Updated on 2025/07/29