|
|
|
|

Entry1  averina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  verina
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Ampanaovina dia mianotra: Avereno ny fiarakodia
Lazaina indray: Avareno izay lazaiko
Atao fanindroany: Naverina indray ny fanadinana fa nisy nahita mialoha ny zavatra hanadinana
Asaina miverina: Naverina ilay iraka
Aterina: Tsy mbola naverin' ilay karilahy iny ihany ny bokiko nindraminy
Ampodìna: Naveriny ho amin' ny ialan' ny fahamarinana ilay zanany nania
Explanations in English  9  [1.2#753] Used of something returned or sent back
Explanations in French  10  [1.3#828] Qu’on fait revenir, retourner, qu’on rend, qu’on rapporte, qu’on ramène, qu'on répète, qu'on redit: Vao lasa kelikely ny mpitondra entana dia naverina (Le porteur de paquets était à peine parti, qu’on l’a fait revenir) ~ Tsy mbola naverina ny hetiko (On ne m’a pas encore rendu mes ciseaux)
Examples  11  [2.298#46] Manao ahoana iry olona iry raha averina?
12  [2.472#] Andrasana kely hahazo aina dia averina indray.
13  [2.356#] Raha misy ambiny ny vola dia averina any aminy.
Proverbs  14  Proverbs containing the word averina

Anagrams  15  arevany, averina

Updated on 2025/07/29