|
|
|
|

Entry1  avo be rangavina
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  avo, be, rangavina
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza zavatra avo toerana ka atsotra hiakatra ny tanana eo am-pijoroana vao mahatakatra ny haavony

Updated on 2025/07/29