Entry (1/3) | 1 avona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fiheverana ny tena ho ambony ka manao ny sasany ho tsinontsinona: Vonton' ny avony ny anao lahy ka mahatsikaiky indray Eboebo, tohatoha, dohadoha: Ny avon' ny firinga mievotra Anjonanjona: Tsy azoko leferina ny avony Tsy firaharahana ny hafa: Nandray ahy tamin' avona ilay olona nefa tsy norahorahaiko [1.1] |
Explanations in English |
4 pride, haughtiness, arrogance. See anjonanjona, eboebo, rehareha. The reduplicated form is most generally used. [1.2] |
Examples |
5 Nony efa niala, Tsy afa-nitondra afa-tsy hery sy avona.
[1.230#]
6 nefa raha hanao fitia mifono avona ianao, aleo misaraka; [2.313#] 7 Rentsika teo ny teniny nampitondrainy an-dRasalimo zanany vavy, feno avona sy fihantsiana. [2.528#] 8 Aza malahelo, hono, rahavako, fa raha mibarera elatra toa hipetraka, hono, izy, tsy fitia fa avona; [1.301#] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 15 5 combinations of this word |
Vocabulary | 16 Emotions |
Synonyms | 17 avonavona, anjonanjona, dohadoha, eboebo, rehareha, tohatoha |
Proverbs | 18 Proverbs containing that word |
Entry (2/3) | 19 avona |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in Malagasy |
21 Akalam-bay, votoatiny [1.1] |
Explanations in English |
22 the core of boils. (Prov.) See akalana. [1.2] |
Explanations in French |
23 bourbillon des furoncles. [Tankarana]
[1.19] |
Vocabulary | 24 Health |
Entry (3/3) | 25 avona |
Root | 26 vona |
Part of speech | 27 passive verb |
Explanations in Malagasy |
28 Asiana vòna: Avonao isaky ny iray metatra io tady io [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 33 avona, 34 ôvana, ovana, 35 vaona, vaoña, 36 voana |
Updated on 2025/10/12 |
![]() |