|
|
|
|

Teny iditra1  avonkina
Fototeny  2 vonkina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Aforitra fa tsy atsotra: Avonkeno kely ny tongotrao fa hisy olona handalo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be contracted or clenched as a fist [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on contracte, comme le poing [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 avankony, avonkina, 12 voankina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12