Entry (1/2) | 1 azo |
Part of speech | 2 participle |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 8 94 words containing azo |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Lasa tompon-javatra: Azoko ilay loka lehibe Tratra, voasambotra: Azon' ny saka ny voalavo Voan' ny...: Azon' ny tazo tany an-tsiraka tany izy Takatry ny saina: Sarotra loatra izany teny izany ka tsy azoko Voaray: Azoko anikeheo ilay taratasy nalefanao afakomaly Ananana fahafahana manao: Tsy azo idirana ato raha misy ny teny atao ao aorianany dia manana izany hevitra izany koa izy: Tsy azo atao ny miditra ato |
Explanations in English |
10 [1.2, 1.7] possessed, allowed 11 [1.2] had, got, understood, permitted, can, may. It is used before any passive or relative verb, in the sense of can or may, as: azo atao, May be done. It also takes the place of our English -able, and -ible in making words into adjectives, as azo hanina, edible. 12 [1.7] gotten |
Explanations in French |
13 [1.8] gagné, obtenu ; compris ; permis |
Examples |
14 [2.293] ary raha izany, inona no haja sy voninahitra ho azoko; 15 [2.324] ary tsy hitanao angaha ity famonjena tampoka azontsika. 16 [2.470] Safosafo loha sy tambitamby no azony; 17 [1.38] izay mamin-dry zareo Raby jiosy fatratra ka notanany mafy, dia be hevi-dravina foana ka azo isaina koa ho karazan' ny "anganongano" voalaza eto. |
Proverbs | 18 Proverbs containing the word azo |
Entry (2/2) | 19 azo |
Part of speech | 20 conjunction [Full list] |
Explanations in French |
21 [1.3] à cause de, parce que: Tsy vita ny raharaha azon' ny tsy fahatongavanao (Cela n'est pas terminé, parce que vous n'êtes pas venu) |
Anagrams | 22 azo, oza, zao |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |