|
|
|
|

Teny iditra1  fahazoana
Fototeny  2 azo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 l'action de gagner, d'obtenir, de recevoir, d'atteindre, de saisir, de comprendre, de pouvoir, le moyen, le lieu [1.3#69]
Ohatra  5  Faly dia faly, amy ny io ambony noho ny fahazoana zaza vavy. [2.59#323]
6  Eo amin'ny fahazoana pasipaoro dia ilaina koa ny sora-piankohonana. [2.117#123]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
8  Tovonana :
Tsipelina hafa  9 fahazahoana
Kamban-teny rehetra  10 toetra mampiavaka ny fahazoana mira ho katsa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09