|
|
|
|

Teny iditra1  aty
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Etona singan'ny atmôsfera, tsy misy fofony sady
4 tsy misy lokony [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 azote [1.13]
Voambolana  6  Simia
Mpanahaka  7  n, 8  nitirozenina
Kamban-teny rehetra  9 fiovan'ny azôty ôrganika ho azôty mineraly

Fivaditsoratra  azôty, 10 izato, 11 toazy, 12 zatoy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17