|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  N  ~  n    
Sokajin-teny  2  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3 Tarehintsoratra fahatelo ambin'ny folo ary renisoratra fahafolo amin'ny abidy malagasy
4 Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Consonne nasale, la treizième lettre de l'alphabet malgache
6 et la dizième des consonnes. [1.3]
Mpanahaka  7  abidy
Tsanganana sy sary iray takila  8  Ny abidia
Lahatsoratra  9 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Sary 

Teny iditra (2/3)10  -n-
Sokajin-teny  11  kianteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  12 Teny mpampiankina enti-milaza tompon-javatra na
13 mpanao ny asan'ny matoantenin'ny iharana, atovana amin'ny teny
14 tsy miafara amin'ny ka, tra, na, ka toy
15 izao izany: atovana amin'ny
16 anarana milaza ny zavatra ananana ny n' na n- (tranon'
17 olona, akanjon-jaza) na amin'ny matoanteny iharana (ataon' olona, vitan-jaza) [1.1]

Teny iditra (3/3)18  N    
Sokajin-teny  19  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  20 Azôty na nitirôzenina.
21 Singa mietona, fahafito amin'ny
22 fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  23 nitrogen [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  24 azote [3.1]
Voambolana  25  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  26  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20