|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 babena |
| Fototeny | 2 baby |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 entina ao an-damosina: Etsy babeko, razandry
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be carried on the back pick-a-back fashion.
[1.2] 6 to be carried on the back [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on porte sur le dos
[1.3, 1.8] 8 fig. qu'on supporte [1.3] |
| Ohatra |
9 ary ny zaza ho forana nentina teny koa, babena amy ny lambamena.
[2.59]
10 Atelina tsy azo atelina, babena tsy zaka, sakelehina tsy azo, apetraka tsy foy! [2.298] 11 Tsy zavatra mahamaika re izany, hoy aho, fa izay hamaliana babena anareo antitra ireto aloha no adidiko. [2.643] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16 Fikambanana 8 amin' io teny io |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 18 babena |
| Fototeny | 19 baby |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
21 Lamosina: Nataony am-babena ilay entana dia lasa izy
[1.1] |
| Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|