|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 baby |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fitondrana zaza na entana ao an-damosina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 carrying on the back
[1.2, 1.7] 5 [Jav. Babu, a nurse.] [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 action de porter sur le dos
[1.3, 1.8] |
| Ohatra |
7 Etsy baby, ry zandry, na ry zafy.
[2.69]
8 ka raha andriana tsy nahatadidy an' io, dia natao hoe resim-baby na fotak' olona; [2.245] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 29 baby kambana |
| Teny iditra (2/5) | 30 baby |
| Sokajin-teny | 31 mpamaritra |
| Fanazavàna teny frantsay |
32 adossé à une montagne: Tanàna baby ~ Trano baby
[Tankarana]
[1.19] |
| Teny iditra (3/5) | 33 baby |
| Sokajin-teny | 34 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
35 voatavo kely fihinana, voatavo tanora
[Bara]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
36 (de baby : qui rend service). Nom donné aux courges introduites : Cucurbita pepo L. et Cucurbita maxima Duchesne (Cucurbitaceae).
[Bara, Betsimisaraka]
[1.196] |
| Voambolana | 37 Haizavamaniry: anana |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (4/5) | 40 baby |
| Sokajin-teny | 41 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
42 (du malais babu : bébé, enfant encore au sein).
43 Nom de l'épi de maïs, Zea mays L. (Poaceae), encore enveloppé de ses spathes et fixé à la tige. 44 On le compare à un nourrisson porté sur le dos de sa mère [Merina, Betsileo] [1.196] |
| Voambolana | 45 Haizavamaniry: anana |
| Kamban-teny rehetra | 46 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (5/5) | 48 baby
![]() |
| Sokajin-teny | 49 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
50 zazakely
[1.17, 1.28] 51 zazabodo [1.17] |
| Kamban-teny rehetra | 52 baby sitter |
| Fivaditsoratra | baby, 53 biba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|