Entry (1/2) | 1 bada |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 tsy miteraka [Tambahoaka]
[1.78] 4 tsentsina, mihidy [Betsimisaraka] [1.78] 5 tsentsina, tsy miteraka (biby), mainty pina (lohambolo) [Sihanaka] [1.78] 6 Tsy miteraka (fiteny indrindra amin' ny biby, fa ny olona atao hoe momba: Bada angamba ilay ombivavinay, fa hatramin' izao mbola tsy niteraka ihany Miraiki-dela fa tsy mahatonona avy hatrany izay tiana holazaina (matetika ny teny verindroa badabada no ampiasaina amin' itỳ hevitra itỳ ). [1.1] 7 toetran'ny biby tsy afaka miteraka, sekatra [1.13] |
Explanations in English |
8 barren, sterile, used of fat cattle; closed up, obstructed, impeded. [1.2] |
Explanations in French |
9 Stérile, se dit des animaux ; fig. embarrassé, obstrué [1.3] 10 stérile [1.13] |
Derivatives |
|
All compound words | 15 5 combinations of this word |
Proverbs | 16 Proverbs containing that word |
Entry (2/2) | 17 bada |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in Malagasy |
19 fandrarana, fisakanana [Taisaka]
[1.78] |
Explanations in French |
20 empêchement, défense [Taisaka]
[1.82] |
Anagrams | 21 Abdà, 22 bada, 23 daba |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |