Entry | 1 badabada |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 bada |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Fanombohana miteny voalohany Tsy fahafahana miteny haingana; firaiketan-dela izay tsy mahateny avy hatrany ny tiankolazaina fa miakanakana sy miambatrambatra. |
Explanations in English |
10 [1.2] unmeaning and confused expressions, such as are made under the influence of fear or threats. |
Explanations in French |
11 [1.3] Incohérence, embrouillamini |
Examples |
12 [2.470] Nony inona, nihiakiaka tamin' ny badabada fianarany miteny I Terezy kely. |
Anagrams | 13 badabada, dabadaba |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |