|
|
|
|

Teny iditra1  bageda
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Vomanga [Bara, Tandroy, Tanosy] [1.1]
4 karazana hanin-kotrana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 patate douce. (batàta). [Tankarana] [1.19]
6 patate douce [1.13]
7 Un des nombreux noms de la patate douce, Ipomoea batatas (L.) Lam.(Convolvulaceae). [Bara, Tanosy] [1.196]
Ohatra  8  Voly mamody toy ny kazaha, bageda, saonjo no atao eny amin' ny vody tanety. [2.117]
Voambolana  9  Haizavamaniry: anana
Mpanahaka  10  batata, 11  bele, 12  bokala, 13  mbizo, 14  vomanga
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09