|
|
|
|

Teny iditra1  bokala
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 vomanga [Tambahoaka, Taimoro, Taisaka] [1.78]
4 karazana hanin-kotrana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5 sweet potatoes. (Prov.) See batata, vomanga. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 patate [Taisaka] [1.82]
7 patate douce [1.13]
8 Un des nombreux noms de la patate douce, Ipomoea batatas (Lam.) Poir.(Convolvulaceae). [Betsileo, Bara, Mahafaly] [1.196]
Voambolana  9  Haizavamaniry: anana
Mpanahaka  10  bageda, 11  batata, 12  bele, 13  mbizo, 14  vomanga
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  bokala, 16 bôlaka, 17 Kabola, 18 kalabo, 19 lobaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09