|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 bakobako |
| Fototeny | 2 bako |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 bako (tsara bika); bako (valabalaka)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 well formed, well shaped
6 delicate, weary, exhausted. See bikana. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 bien fait
8 fatigué [1.3] |
| Ohatra |
9 indro tovovavy bakobako amin' ny volony lava hatreny am-paladia hany solom-pitafiany, no nitsiky taminy tamin' ny endrika meva sady sariaka.
[2.5]
|
| Tovy hevitra | 10 bako |
| Teny iditra (2/2) | 11 bakobako |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 lolo, karazam-biby manan'elatra
[Betsimisaraka]
14 anaram-biby lehibe noheverina ho nisy taty fahiny, ratsy tarehy [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 a savage animal resembling the ass or zebra. Probably the songomby, a mythical animal
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 biby lehibe ratsy tarehy izay heverin' ny Malagasy ho nisy taty Madagasikara (lalomena?)
[2.165] 17 sorte d'animal sauvage comme un âne. [Tankarana] [1.19] |
| Voambolana | 18 Finoana |
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | bakobako, 20 bôka bako, 21 bokaboka, 22 kobakoba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|