|
|
|
|

Entry (1/2)1  bambana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  toerana ranoiray sady tsy hita fara: Ny sambo dia mivoaka avy amin' ny seranana ka miditra amin' ny bambana [1.10#B.46]
4  toerana midadasika tsy hita faritra; faritra tsy taka-drefy [1.62]
Explanations in English  5  a boundless space [Provincial] [1.2]
Examples  6  Vao mitazana eo an-davarangana ianao dia bambana tsy taka-maso no indro tazanao [1.62]
All compound words  7  6 combinations of this word

Entry (2/2)8  bambaña
Part of speech  9  adjective
Explanations in Malagasy  10  adaladala [Tambahoaka] [1.78]

Anagrams  11 bambana, bambaƱa

Updated on 2025/10/12