Entry | 1 bambantrano |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 bambana, trano |
Explanations in Malagasy |
4 [1.62] efitra midadasika, mazana, tsy misy rindrana fa andry no mitanty ny vesatry |
Examples |
5 [1.62] Manana bambantrano roa lehibe natao hitahirizana entana ny orinasa iasany |
Updated on 2025/08/02 |
![]() |