|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 bambo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
3 for bao
[Provincial]
[1.2] |
| Teny iditra (2/2) | 4 bambo |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 ambin-javatra nozaraina, ka tsy maintsy tapahana tsikelikely indray mba ho zaraina amin'ny rehetra koa mba tsy ho misy ho maty antoka, zavatra hikambanana
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 surplus d'un partage, partagé ensuite.
[Tankarana]
[1.19] |
| Fivaditsoratra | bambo, 8 bomba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|