|
|
|
|

Entry1  bandrinina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  bandrina
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Jerena amin' ny maso mivontirika mivandravandra mahatahotra: Andeha isika handeha fa tsy tiako ny hobandrinin' irỳ olona toa adala toa inona irỳ
Explanations in French  9  [1.3] qu'on regarde en face, qu'on fixe
Other spellings  10  vandrinina

Anagrams  11  bandrinina, ibandrinan, nabandriny, nibandrina

Updated on 2025/07/29