|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 bandy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
3 bande
[1.13] |
| Ohatra |
4 Ny anarana no notakonany bandy taratasy kely.
[2.499]
5 Niaraka tamin' izay kosa nesorin' ity mpaminany ny bandy teo ambony masony, ka fantatry ny mpanjakan' Israely fa isan' ny mpaminany izy. [2.996] |
| Kamban-teny rehetra | 6 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 7 bandy |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 tovolahy
[1.60.mg#56] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 jeune homme, gars, mec, zigue. On notera que ce qui était en français un nom collectif en vient à désigner en malgache l'individu membre de la bande
[1.60.fr#56] |
| Ohatra |
11 Tena "bandy" tsara ialahy, hoy ny tompon-trano.
[2.4]
|
| Teny iditra (3/3) | 12 bandy |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 lehilahy na tovolahy ratsy saina, tsy mahatoky, jiolahim-boto
[1.60.mg#57] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 malfaiteur, voyou
[1.60.fr#57] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|