|
|
|
|

Entry1  banga ridana
Elementary words  2  banga, 3  ridana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  tsy misy nify na dia iray aza [1.1]
Explanations in English  6  (bangaridana) To be toothless. [1.2]
7  having some teeth missing [1.7]
Explanations in French  8  édenté [1.8]
Examples  9  Nisy Rangahibe poamaso ila, be volombava sady banga ridana nampitahotra ahy. [2.332#3]
10  Inona no ilain'ialahy no aty ialahy no mianakendry manani-bohitra, hoy ity sakalava bangaridana. [2.895#100]
Vocabulary  11  Health
Synonyms  12  banga nify

Updated on 2025/10/11