|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 bangoina |
| Fototeny | 2bango |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Raotina dia randranina: Mba bangoy ny vobonao, ry Ketaka, vao miantsena [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 see bango [1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 angabony, 12 bangoina, 13 bongaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|