|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 bango
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 randrana (volo), taovolo [Tanala] [1.78]
4 Ny volo voaraotra sy voatambatra ho randrana tokana na roa, na efatra. [1.1]
5 Randram-bolo betsileo fanaon' ny vehivavy maro ankehitriny; mivona ao an-katoka ny volo [Betsileo] [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a plait or knot of hair, a large plait or knot of hair. [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  33 Fandram-bolo
Kamban-teny rehetra  34Fikambanana 9 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)35 bango
Sokajin-teny  36 anarana
Fanazavàna teny malagasy  37 Fomba fanaovana moraingy amin' ny fomba miadana sy milamina (mifan: Dodoria) [Sihanaka] [1.1]
Tohi-kevitra  38dodoria

Teny iditra (3/3)39 bango
Sokajin-teny  40 mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  41 delighted. It is only used in Imerina with the suffix pronoun -ny. Delighted with something. [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :

Fivaditsoratra  43 bango, 44 bonga

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08