|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/6) | 1 banty |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanaratsiana, fanamavoana, fanesoana
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/6) | 10 banty |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 Teny tsy fampiasa afa-tsy raha miaraka amin' ny Any: any banty, arỳ banty arỳ: Any lavitra any, any andakira
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 land very far away
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 usité dans quelques locutions adverbiales de lieu
[1.3#74] |
| Kamban-teny rehetra | 15 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/6) | 16 banty |
| Sokajin-teny | 17 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
18 a word used after playing the last domino
[1.2] 19 play is over (used in dominoes) [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 jeu fermé, se dit au domino
[1.3#74, 1.8] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 24 Kilalao |
| Teny iditra (4/6) | 25 banty |
| Sokajin-teny | 26 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
27 angelivavy
28 kabatritra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
29 a beetle, the female of the angely.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
30 la femelle du grillon
[1.3] |
| Voambolana | 31 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Teny iditra (5/6) | 32 banty |
| Sokajin-teny | 33 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
34 planks for flooring are made by cutting the banty trees in two horizontally and extracting the pith. These planks have various names which the French Dictionary gives, as:
35 bantim-bonotra, bantim-pamotsy, bantin-dimaka, 36 bantin-kindro, bantin-konala, bantin-ovajavavy, 37 bantin-tanavy, bantin-tsarorana, bantin-tsinda [Provincial] [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
38 Nom générique des matériaux végétaux utilisés pour la construction des maisons, notamment des cloisons, planchers, etc.
[Tankarana, Sakalava]
[1.196#1.200] |
| Ohatra |
39 Asio banty ny tranonao (Planchéiez votre case)
[1.37#81]
|
| Teny iditra (6/6) | 40 banty |
| Sokajin-teny | 41 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
42 a palm
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
43 nom du palmiste, espèce de palmier.
[Tankarana]
[1.19] 44 Nom donné plus spécialement à certains Palmiers [Tankarana, Sakalava] [1.196#1.200] |
| Voambolana | 45 Haizavamaniry: hazo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|