|
|
|
|

Teny iditra (1/8)1  bara
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsy fananana na tsy fisiana, mandalo ihany fa tsy maharitra: Baram-bola aho androany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 ruiné, paumé [1.5]
Kamban-teny rehetra  5 valiha bara

Teny iditra (2/8)6  bara
Sokajin-teny  7  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  8 mino [Betsimisaraka] [1.78]

Teny iditra (3/8)9  bara
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11 Enti-milaza feo misamonina na farimparina tsy mazava loatra eo am-pitenenana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12 se dit de la voix sourde et de l'intelligence
13 se dit du caméléon vaincu et encore furieux [1.3]
Tovy hevitra  14 barabara
Kamban-teny rehetra  15  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (4/8)16  bara
Sokajin-teny  17  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  18 ho azy [Bara] [1.78]

Teny iditra (5/8)19  bara
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny frantsay  21 barre qui sépare les mesures en musique [1.3]

Teny iditra (6/8)22  bara
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny frantsay  24 traverse, pièce mise en travers [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (7/8)36  bara
Sokajin-teny  37  anarana
Fanazavàna teny frantsay  38 Action de couper au couteau ou de faucher l'herbe ; au passé binara (équivalent merina : fijinjana ahitra). [Sakalava] [1.196]
Voambolana  39  Haizavamaniry

Teny iditra (8/8)40  Bara
Sokajin-teny  41  anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  42 Anaram-poko lehibebe monina amin' ny tany voafaritry ny renirano Zomandao, avaratra, izay mampisaraka azy amin' ny Betsileo; ny ala onenan' ny Tanala, atsinanana; ny ony Onilahy, atsimo andrefana, izay mampisaraka azy amin' ny Antandroy sy ny Mahafaly, ary ny havoana marin-tampon' Analavelona, andrefana sy avaratra andrefana; tanàn-dehibe: Ihosy, Betroka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  43 a tribe of people and division of the country in South-central Madagascar [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  44 population du centre sud de Madagascar (villes principales: Ivohibe, Betroka, Ranohira, Ankazoabo) [1.5]
Voambolana  45  Tantara: firenena
Kamban-teny rehetra  46  Fikambanana 2 amin' io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  47  Tenim-pirenenana

Fivaditsoratra  bara, Bara, 48 raba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21