|
|
|
|

Entry (1/2)1  barabara
Root  2  bara
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Fampiasa matetika kokoa noho ny hoe bara: Farina (feo): Barabara feo ianao izany
Tsy ampiampy (saina): Olona barabara saina [1.1]
Explanations in English  5  hoarse, having a rough voice; foolish. See farimpeo [1.2]
Derivatives 
Active verbs :
All compound words  7  2 combinations of this word

Entry (2/2)8  barabara
Part of speech  9  adjective
Explanations in Malagasy  10  mitavozavoza [Taisaka] [1.78]
Explanations in French  11  maladroit, qui gâche tout ce qu'il fait [Taisaka] [1.82]
Examples  12  fa raha ny be sy ny maro kosa dia mbola barabara avokoa : ny tokantranony maloto, ny fitafiany ratsy sady tsy ampy [2.113#]

Anagrams  13 barabara, 14 rabaraba

Updated on 2025/10/08