|
|
|
|

Entry (1/7)1  baka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  voninahitra [Tambahoaka, Taisaka, Tanala] [1.78]
4  hasina [Taisaka] [1.78]
5  haja [Tanala] [1.78]
6  voninahitra [1.1, 1.62]
7  boròka, zo aman-kaja, laza tsara ananan' ny olona tsirairay [1.62]
Explanations in English  8  honour, fame, respect, reputation. It is only used with afaka and ala [Heb. Berakah, blessing; Swa. Baraka, blessing; barakoa is the mask used by Mahommeddan women.] [1.2]
Explanations in French  9  honneur, réputation [1.3]
10  honneur [Taisaka] [1.82]
Examples  11  Tsy manaiky aho fa ny barakako mihitsy no nalanao tamin' ny nitenenanao ahy teo imason' ny olona rehetra teo [1.1]
All compound words  12  5 combinations of this word

Entry (2/7)13  baka
Part of speech  14  noun
Explanations in Malagasy  15  voaly manarona ny hatreo ambany maso no midina amin' ny tarehin' ny vehivavy silamo [1.62]

Entry (3/7)16  baraka
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18  elabakàka manampina ny lalanjaza amin'ny tovovavy mbola tsy nanao firaisana [1.13]
Explanations in French  19  hymen [1.13]
All compound words  20  4 combinations of this word
Vocabulary  21  Biology
Synonyms  22  sarom-pivaviana

Entry (4/7)23  baraka
Part of speech  24  noun
Explanations in Malagasy  25  henatra [Betsimisaraka, Sihanaka] [1.78]
Derivatives 
Passive verbs :

Entry (5/7)27  baraka
Part of speech  28  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  29  hatramin' [Betsimisaraka] [1.78]
All compound words  30  barakizay

Entry (6/7)31  Baraka
Part of speech  32  name (biblical) [Full list]
Explanations in English  33  Barak [2.996]
Explanations in French  34  Baraq [2.996]
Examples  35  Ary nantsoin'i baraka ho any Kadesy ny Zebolona sy ny Naftaly; [2.996]
Vocabulary  36  Holy Scriptures
Biblical quotes  37  Chapters and verses mentioning Baraka
Article  38  Randzavola: Baraka ao amin' ny Baiboly

Entry (7/7)39  Barakà
Part of speech  40  name (biblical) [Full list]
Explanations in English  41  Berachah [2.996]
Explanations in French  42  Beraka [2.996]
Vocabulary  43  Holy Scriptures
Synonyms  44  beraka
Biblical quotes  45  Chapters and verses mentioning Barakà

Anagrams  46 Bakara, 47 Baraka, baraka, Barakà, baràka, 48 karaba, 49 rabaka

Updated on 2025/10/12