| Entry | 1 baranahiny |
| Part of speech | 2 noun or adjective |
| All compound words |
|
| Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Tsy fitandremana, tsy firaharahana, tsy fisainana na fiheverana eo am-panaovan-javatra: Aza manao baranahiny raha manao zavatra Tsy voalamina tsara fa entinentim-poana: Fanjakana baranahiny |
| Explanations in English |
6 [1.2] heedlessness, indifference 7 [1.7] careless; carelessly done |
| Explanations in French |
8 [1.8] insouciant, indifférent |
| Vocabulary |
9 Emotions |
| Proverbs | 10 Proverbs containing the word baranahiny |
| Anagrams | 11 baranahiny, hanabirany, nibaranahy, nirabahany |
| Updated on 2025/08/10 |
|