Entry (1/3) | 1 -barika |
Part of speech | 2 morphological form of varika |
Entry (2/3) | 3 barika |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Areti-mifindran' akoho: Voan' ny barika ny akohonay |
Explanations in English |
6 [1.2] the name of a disease which suddenly proves fatal to fowls, etc. Same as BEARIKA. |
Vocabulary |
7 Zoology: veterinary art |
Proverbs | 8 Proverbs containing the word barika |
Entry (3/3) | 9 barika |
Part of speech | 10 noun |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
12 [1.78] [Betsimisaraka]
lava-drano, vovon-drano 13 [1.1] [frantsay barrique] Fitoeran-drano na divay lehibe vita amin' ny hazofisaka mivolantsinana natambatambatra voafehina vy boribory mitana azy tsy hivaha, atao hoe fehim-barika |
Explanations in English |
14 [1.2] a cask, a barrel. [Fr. Barrique.] 15 [1.7] [French barrique] a barrel, a cask |
Explanations in French |
16 [1.8] barrique, tonneau |
Examples |
17 [2.508#] Izany no nahazoany basy dimampolo sy vanja telo barika kely. |
Proverbs | 18 Proverbs containing the word barika |
Anagrams | 19 baraky, barika, kabari, kabary, kabira |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |