|
|
|
|

Teny iditra1  varika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazana gidro kely, ny rambony misoratra mitapatapaka [1.1]
4 anarana iombonan'ny amboanala isan-karazany [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5 a smallish brown lemur [1.7]
6 Common brown lemur (Eulemur fulvus fulvus)
7 red-fronted brown lemur, rufous brown lemur (Eulemur fulvus rufus)
8 white-fronted brown lemur (Eulemur fulvus albifrons)
9 Sanford's brown lemur (Eulemur fulvus sanfordi)
10 white-collared brown lemur (Eulemur fulvus albocollaris)
11 collared brown lemur (Eulemur fulvus collaris) [2.233]
Fanazavàna teny frantsay  12 petit lémurien, le macoco à queue annelée [1.54]
13 petit lémurien brun [1.8]
14 lémurien [1.13]
15 Lémur brun (Eulemur fulvus fulvus)
16 lémur à front roux (Eulemur fulvus rufus)
17 lémur à front blanc (Eulemur fulvus albifrons)
18 lémur e Sanford (Eulemur fulvus sanfordi)
19 maki à fraise, lemur à collier blanc (Eulemur fulvus albocollaris)
20 lémur à collier roux (Eulemur fulvus collaris) [2.233]
Ohatra  21  izay mbola nametraka an' i Madagasikara ho loha-laharana eo amin' ny asa fiarovana ireo varika eto amintsika. [1.445#]
Voambolana  22  Haibiby: mampinono
Renianarana 
Anarana iray reny 
Kamban-teny rehetra  99  Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  100  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  101  Ny Gidro

Fivaditsoratra  102 kirava, 103 ravaky, 104 vaki-ra, 105 vaky ra, varika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09