|
|
|
|

Entry1  basivava
Part of speech  2  adjective
Elementary words  3  basy, vava
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.78] [Betsimisaraka] bevava, maresa-bava, olona tia miresaka ary tsy mety reraka miteny ka tsy misy andraisan'ny hafa
6  [1.1] mahery miteny, tia miteny tsy an-kijanona, olona mpiteniteny izaitsizy, mipoapoa-bava toy ny basy: Tsy nahita olona basivava ohatra an' iny Rakoto iny aho: izany lahy ka azy irery ny fitenenana mandritra ny adiny iray
Olona mpilaza habobo, mpirehaka
Olona tsy mahatam-bava ka milaza izay tsy tokony bambara: Ise indray izao, Rabary, no basivava nitantara izany tany amin-dry zoky tany
Explanations in English  7  [1.2, 1.7] loud-mouthed
8  [1.2] noisy
9  [1.7] indiscreet
Explanations in French  10  [1.8] hâbleur, indiscret
Examples  11  [2.5#] Vorona mba basivava!
12  [1.437#] Tonga basivava sy miantsambotsambotra erý ny mpanao fanorona.
Synonyms  13  vavàna

Anagrams  14  basivava, Basy Vava, vavabasy

Updated on 2025/08/10