Entry (1/2) | 1 vavàna |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 vava |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
6 [1.1] Asiana vavany, asiana banga, loaka: Vavào ity ampiantany ity |
Entry (2/2) | 7 vavàna |
Part of speech | 8 adjective |
Root | 9 vava |
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] mahery miteny, tia miteny tsy an-kijanona; basivava, mipentsompentsom-bava: Mba vehivavy vavana izany! |
Explanations in English |
11 [1.7] very talkative |
Explanations in French |
12 [1.8] très bavard |
Synonyms | 13 basivava |
Anagrams | 14 navava, vavàna, vavana |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |