|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 batemy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 (Fiv. kat.) Sakramenta iterahan' ny olona ara-panahy amin' ny fidirana ho isan' ny kristianina zanak' Andriamanitra satria voadion' ny rano tamin' ny fahotana izy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 baptism
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 baptême
[1.8] 6 baptême (pour les catholiques) [1.5] |
| Voambolana | 7 Fivavahana |
| Tovy hevitra | 8 batisa |
| Kamban-teny rehetra | 9 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | batemy, 10 mbetia, 11 mibeta |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|