|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 batisa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 (Fiv. protest.) Anaran' ny batemy amin' ny protestanta, izay samy hafa kely amin' ny fahazoan' ny katolika azy satria toa fanolorantena amin' Andriamanitra indrindra no anton' ny batisa
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 baptism, the administration of Christian baptism. See tso-drano.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 baptême (pour les protestants)
[1.5] |
| Ohatra |
6 Dia nanao batisa ny ankizy ny Pastera.
[2.499#]
7 Dia natao batisa izy sy ny Praiministra. [2.113#] 8 Tany Ankazonamoizana Ravahatra no natao batisa. [2.649#] |
| Voambolana | 9 Fivavahana |
| Tsipelina hafa | 10 badisa |
| Tovy hevitra | 11 batemy |
| Kamban-teny rehetra | 12 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Lahatsoratra | 13 Randzavola: batisa ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | batisa, 14 sabita, 15 tabasy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|