|
|
|
|

Teny iditra1  bazara
Sokajin-teny  2  anarana
Ohatra  3  Ny olona manana andevo dia manam-pahefana handefa azy ao amin' ny bazara mba hokapohina amin' ny karavasy eo anatrehan' ny ambanilanitra, raha tahiny izy nangalatra, na namilivily zavatra na nilefa. [2.649]
Tsipelina hafa  4 bazary
Kamban-teny rehetra  5 tanty bazara

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09